Entry | 1 manaiky befahatany |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 manaiky, befahatany |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] manaiky izay lazaina aminy, tsy ampiheverana fa an-jamba fotsiny |
Explanations in English |
5 [1.7] to agree blindly |
Explanations in French |
6 [1.8] consentir aveuglément |
Other spellings | 7 manekybefahatany |
Synonyms | 8 manaiky ambony ihany, manaiky be |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |